auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-05 19:08:37 -05:00 committed by root
parent 411f964c13
commit a721a1c0b1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Tamin'izany andro izany Jesôsy de nizaka hoe :"Midera Anao Aho, ry Aba, Tompon'ny lanitra sy ny tany, satria Ianao no nanitrika io zavatra io tamin'ny hendry mban'ny mahalala, sady nampahafantatra an'izany tamin'ny zegny tsy mahalala, kara zazabitaka io. Eny, ry Aba, satria izany de natsatsara tamasonao. Ny raha marobe napetrakany taminaha de avy tamin'ny Iabako; sady tsisy mahafantatra ny Zanaka afa-tsy Iabany de tsisy mahafantatra an'Iabany afa-tsy ny Zanaka, de zay n
Tamin'izany andro izany Jesôsy de nizaka hoe :"Midera Anao Aho, ry Aba, Tompon'ny lanitra sy ny tany, satria Ianao no nanitrika io zavatra io tamin'ny hendry mban'ny mahalala, sady nampahafantatra an'izany tamin'ny zegny tsy mahalala, kara zazabitaka io. Eny, ry Aba, satria izany de natsatsara tamasonao. Ny raha marobe napetrakany taminaha de avy tamin'ny Iabako; sady tsisy mahafantatra ny Zanaka afa-tsy Iabany de tsisy mahafantatra an'Iabany afa-tsy ny Zanaka, de zay fidin'ny Zanaka hampafantarina an'Azy koa.