auto save
This commit is contained in:
parent
c7eca7b973
commit
a71a3e02c8
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 29 Nenga teo Jesôsy ka nandea akekin'ny ranomasinan'ny Galilia. Aveo de niakatra tegny an-tendrombohitra raika Izy ka nipetraka teo. \v 30 Fokonolona maro no nagnatogna an'Azy. Nandosin'iary zareo niaraka tamin'iary zareo ny mitongaitra, ny jamba, ny môgna, ny manatakaitra, mban'ny marary maro hafa koa. Navelan'iary zareo tamin'ny tongotran'i Jesôsy; ka de nositragniny. \v 31 Ka de gaga ny Fokonolona ndreka nahita ny môgna mizaka, ny kilamaigna sitrana, ny malemy afaka mandeha, de ny jamba mahita. Nankalaza ny Andriamanitran'Israely iary zareo.
|
||||
\v 29 Nenga teo Jesôsy ka nandea akekin'ny ranomasinan'ny Galilia. Aveo de niakatra tegny an-tendrombohitra raika Izy ka nipetraka teo. \v 30 Fokonolona maro no nagnatogna an'Azy. Nandosin'iary zareo niaraka tamin'iary zareo ny mitongaitra, ny jamba, ny môgna, ny manatakaitra, mban'ny marary maro hafa koa. Navelan'iary zareo tamin'ny tongotran'i Jesôsy; ka de nositragniny. \v 31 Ka de gaga ny Fokonolona ndreka nahita ny môgna mizaka, ny manatakaitra sitrana, ny malemy afaka mandea, ny jamba mahita. Nankalaza ny Andriamanitran'Israely iary zareo.
|
Loading…
Reference in New Issue