auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 12:02:05 -05:00 committed by root
parent 6b72976cc3
commit a4c79dc155
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 21 Tamin'izany fotôna zany Jesôsy nanomboka nizaka tamin'ny mpianatrany fa tsy mentsy ho any Jerosalema Izy, hizaka fijalena maro eo an-tagnan'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona mban'ny mpanora-dalàna, ho vonina, hatsangana ndreka amin'ny andro fahatelo. \v 22 Aveo Petera nangala an'Azy ka nizaka mafy an'Azy, magnano hoe: "Ho lavitra anao anie zany, ry Tompo; tsy hitranga aminao mihitsy anie zany." \v 23 De nitodika Jesôsy ka nizaka tamin'i Petera hoe: "Mengà agny afarako, a satana! Anao de fanafintohinana ho Anaha, avy aminao tsy miaraharaha ny rahan'Andriamanitra, fa ny rahan'olona."
\v 21 Tamin'izany fotôna zany Jesôsy nanomboka nizaka tamin'ny mpianatrany fa tsy mentsy ho any Jerosalema Izy, hizaka fijalena maro eo an-tagnan'ny loholona sy ny lohan'ny mpisorona mban'ny mpanora-dalàna, ho vonina, hatsangana ndreka amin'ny andro fahatelo. \v 22 Aveo Petera nangala an'Azy ka nizaka mafy an'Azy, magnano hoe: "Ho lavitra anao anie zany, ry Tompo; tsy hitranga aminao mihitsy anie zany." \v 23 De nitodika Jesôsy ka nizaka tamin'i Petera hoe: "Mengà agny afarako, anao satana! Anao de fanafintohinana ho Anaha, avy aminao tsy miaraharaha ny rahan'Andriamanitra, fa ny rahan'olona."