auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-29 10:50:09 +03:00 committed by root
parent d4ae077cea
commit a33bed1adf
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Ny nafafy tamin'ny fantsy, io ny olona zegny maregny ny raha zakaina, kanefa ny fiahiahian'izao tontolo izao mban'ny fitaky ny harena mamatotra ny raha zakaina, ka de lasa tsy namoa izy. \v 23 Ny nafafy tamin'ny tany tsara koza, io ny olona maregny korana ka mahazo an'izany. Ka misy isiny izy sady mahatonga ny isiny tokana, hamoa a zato heny mihôtra zay nambolena, ny sanagny enim-polo, ny sanagny avo telo-polo heny."
\v 22 Ny nafafy tamin'ny fantsy, io ny olona zegny maregny ny raha zakaina, kanefa ny fiahiahian'izao tontolo izao mban'ny fitaky ny harena mamatotra ny raha zakaina, ka de lasa tsy namoa izy. \v 23 Ny nafafy tamin'ny tany tsara koza, io ny olona maregny korana ka mahazo an'izany. Ka misy isiny izy sady mahatonga ny isiny tokana, hamoa hitombo zato mihôtra ny zay nambolena, ny sasagny enim-polo, ny sanagny telo-polo."