auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-10 10:28:45 -05:00 committed by root
parent 42da9ed4c4
commit 91290b6d46
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Fa izany de mitovy amin'ny nililahy raika zay handeha hoa gny amin'ny firenenan-kafa. Nagnantso ny ny mpanompony izy ka nampitantana an'iary zareo ny harenany. Ny raika tamin'iary zareo nomeny talenta dimy, ny raika hafa nomeny royn de ny raika hafa koza nomeny talenta raika. Ny tsirai-draika de samy nangalaka talenta zegny hainy aby, de ny nandeha tamin'ny deny lilahy zany. Ny raika zegny nan
\v 14 \v 15 \v 16 Fa izany de mitovy amin'ny nililahy raika zay handeha hoa gny amin'ny firenenan-kafa. Nagnantso ny ny mpanompony izy ka nampitantana an'iary zareo ny harenany. Ny raika tamin'iary zareo nomeny talenta dimy, ny raika hafa nomeny royn de ny raika hafa koza nomeny talenta raika. Ny tsirai-draika de samy nangalaka talenta zegny hainy aby, de ny nandeha tamin'ny deny lilahy zany. Ny raika zegny nangalaka talenta dimy de nandeha teo no ho eo ka nampiasa ary nahazo talenta dimy hafa.