auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 12:16:40 -05:00 committed by root
parent 46f6004c7f
commit 8ae2d4bf9d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 19 De tafara ny fotôna ela de nierigna ny tompon'ireo mpanompo regny de nandamin-draharaha tamin'iary zareo. \v 20 Niditra ny mpanompo zegny nahazo talenta dimy sady nitondra talenta dimy hafa. Hoy izy hoe: "Tompoko, nomenao talenta dimy izaho. Igny, de nagnatombo talenta dimy hafa izaho." \v 21 Nizaka ny tompony tamin'azy hoe: " Tsara izany a mpanompo tsara sady mahatoky! Natoky tamin'ny raha bitabitaka anao. Zaho hampandrekitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny fifalian'ny tomponao."
\v 19 Ka tafara ny fotôna ela de niherigna ny tompon'ireo mpanompo regny de nandamin-draharaha tamin'iary zareo. \v 20 Niditra ny mpanompo zegny nahazo talenta dimy sady nitondra talenta dimy hafa. Hoy izy hoe: "Tompoko, nomenao talenta dimy izaho. Igny, de nagnatombo talenta dimy hafa izaho." \v 21 Nizaka ny tompony tamin'azy hoe: " Tsara izany a mpanompo tsara sady mahatoky! Natoky tamin'ny raha bitabitaka anao. Zaho hampandrekitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny fifalian'ny tomponao."