auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 10:20:40 -05:00 committed by root
parent 7502e4d85c
commit 81c7ae866d
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 3 Ndreka mandraigna, de mizaka anareo hoe: 'Ho ratsy ny andro, fa mena sady manjombogna ny lanitra.' Hainareo ny mamantatra ny endrikan'ny lanitra, fa anreo tsy afaka mandika ny famantarana ny fotôna. \v 4 Ny taranaka ratsy sady mpijangajanga de miaragna famantarana, fa tsy hisy famantarana homena an'azy ankoatra ny famantaran'i Jona." Avy eo Jesôsy nandao an'iary zareo ka dila.
\v 3 Ndreka mandraigna, de mizaka anareo hoe: 'Ho ratsy ny andro, fa mena sady manjombogna ny lanitra.' Hainareo ny mamantatra ny endrikan'ny lanitra, fa anareo tsy afaka mandika ny famantarana ny fotôna. \v 4 Ny taranaka ratsy sady mpijangajanga de miaragna famantarana, fa tsy hisy famantarana homena an'azy ankoatra ny famantaran'i Jona." Avy eo Jesôsy nandao an'iary zareo ka dila.