From 81b8e763b719e8db41e51d52c78b209710c5a947 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Thu, 7 Nov 2019 13:48:32 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 10/21.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/10/21.txt b/10/21.txt index 6f37552f..56670149 100644 --- a/10/21.txt +++ b/10/21.txt @@ -1 +1 @@ -\v 21 Ny rahalahy de hanolotra ny rahalahy amin’ny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. ny zanaka de hitsangana hanohitra an,i abany amin’ny endriny ka hahafaty an’iary zareo io. \v 22 Hanjary halan’ny olona maro be anareo noho ny avy amin’ny agnarako. fa ndre iza ndre iza miharitra hatramin’ny farany, de ho voavonjy olona izany. \v 23 Ndreka magnanjaka anareo amin’ny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa amin’ny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tananan’israely alohan’ny hatongavan’ny zanak’olona. \ No newline at end of file +\v 21 Ny rahalahy de hanolotra ny rahalahy amin’ny fahafatesana, ny ray de ny zanagny. Ny zanaka de hitsangana hanohitra an'ny abany amin’ny endriny ka hahafaty an’iary zareo io. \v 22 Hanjary halan’ny olona maro be anareo noho ny avy amin’ny agnarako. fa ndre iza ndre iza miharitra hatramin’ny farany, de ho voavonjy olona izany. \v 23 Ndreka magnanjaka anareo amin’ny tanan-dehibe io iary zareo, de milefasa amin’ny magnaraka agny, fa izaho mizaka aminareo marina, fa ts hotapitranareo ny tananan’israely alohan’ny hatongavan’ny zanak’olona. \ No newline at end of file