auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-11 10:28:35 -05:00 committed by root
parent f6461139dd
commit 70eac7c03f
2 changed files with 2 additions and 2 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Iza tamin'n zanagny roy io arika ny nagnano ny sitrapon'ny abany?" De nizaka iary zareo hoe: "Ny voalohany." Nizaka an'iary zareo Jesôsy hoe: "Zakaiko tsara aminareo, ny mpangalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'ny lanitra alohanareo. Fa i Jaona nagnatogna anareo tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino an'azy anareo. Fa ny mpanagalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna nino an'azy. Fa anareo, ndre de nahita an'izany aza, de tsy nivalo sady nino an'azy.
\v 31 Iza tamin'n zanagny roy io arika ny nagnano ny sitrapon'ny abany?" De nizaka iary zareo hoe: "Ny voalohany." Nizaka an'iary zareo Jesôsy hoe: "Zakaiko tsara aminareo, ny mpangalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna de hiditra ny Fanjakan'ny lanitra alohanareo. \v 32 Fa i Jaona nagnatogna anareo tamin'ny fahamarinana, fa tsy nino an'azy anareo. Fa ny mpanagalaka hetra mban'ny mpivaro-tegna nino an'azy. Fa anareo, ndre de nahita an'izany aza, de tsy nivalo sady nino an'azy.

View File

@ -1 +1 @@
Tenoy fagnoharana raika ty. Nisy lilshy raika, managna tany. Nagnano tanim-boaloboka izy, naseny lakoro io, naseny lavaka famiazana agnatiny, nananganany tilikambo, de nampagnofainy tamin'ny mpamboly voaloboka. Aveo teo de nandeha amina tanàna hafa izy. Ndreka nagnakeky ny fekaran'ny vokatra, de nagniraka ny sanagny tamin'ny mpiasa izy ho amin'ny
Tenoy fagnoharana raika ty. Nisy lilshy raika, managna tany. Nagnano tanim-boaloboka izy, naseny lakoro io, naseny lavaka famiazana agnatiny, nananganany tilikambo, de nampagnofainy tamin'ny mpamboly voaloboka. Aveo teo de nandeha amina tanàna hafa izy. Ndreka nagnakeky ny fekaran'ny vokatra, de nagniraka ny sanagny tamin'ny mpiasa izy ho agny amin'ny mpamboly voaloboka hangala ny vokatrany.