auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 09:47:03 -05:00 committed by root
parent e37039ce2e
commit 70d0de5198
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Namaly Izy hoe: " Izay niaraka nagnatosoboka ny tagnany taminaha tagnatina kopy no ny raika hamadika Anaha. \v 24 Handeha ny Zanak'Olona, mitovy amin'izay efa vôsoratra momba an'Azy. Nefa lozan'ny olona zay hamadika ny Zanak'Olona! Tsara ho an'olona karan'izany no tsy teraka mihitsy." \v 25 Jodasy, zay hamadika an'Azy nizaka hoe: " Izaho ma izany,a Raby?" Hoy Izy tamin'azy hoe: "Vôlazanao."
\v 23 Namaly Izy hoe: " Izay niaraka nagnatosoboka ny tagnany taminaha tagnatina kopy no hamadika Anaha. \v 24 Handeha ny Zanak'Olona, araka zay efa vôsoratra momba an'Azy. Nefa lozan'ny olona zay hamadika ny Zanak'Olona! Tsara ho an'olona karan'izany no tsy teraka mihitsy." \v 25 Jodasy, zay hamadika an'Azy nizaka hoe: " Izaho ma izany,a Raby?" Hoy Izy tamin'azy hoe: "Vôlazanao."