auto save
This commit is contained in:
parent
3862d6f73f
commit
6f3eb71ea3
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 33 Tenoy fagnoharana raika hafa ity. Nisy lilahy raika, managna tany. Nagnano tanim-boaloboka izy, naseny lakoro io, naseny lavaka famiazana agnatiny, nananganany tilikambo, de nampagnofainy tamin'ny mpamboly voaloboka. Avy teo de nandeha amina tanàna hafa izy. \v 34 Ndreka nagnakeky ny fekaran'ny vokatra, de nagniraka ny sanagny tamin'ny mpiasa izy ho agny amin'ny mpamboly voaloboka hangala ny vokatrany.
|
||||
\v 33 Tenoy fagnoharana raika hafa ity. Nisy lilahy raika, managna tany. Nagnano tanim-boaloboka izy, naseny lakoro io, naseny lavaka famiazana agnatiny, nananganany tilikambo, de nampagnofainy tamin'ny mpamboly voaloboka. Avy teo izy de nandeha tamina tanàna hafa . \v 34 Ndreka nagnakeky ny fekaran'ny vokatra, de nagniraka ny sanagny tamin'ny mpiasa izy ho agny amin'ny mpamboly voaloboka hangala ny vokatrany.
|
Loading…
Reference in New Issue