auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-09 14:38:54 +03:00 committed by root
parent 02a5cba736
commit 6dbf5ee06f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 48 Ka na misy mpiasa ratsy mizaka agnatin'ny fony hoe: 'Ela vô tonga ny tompoko', \v 49 De manomboka mamono ny mpiasa akamany, sady mihinagna sy misotro miararaka amin'iregny mpimamo; \v 50 de ho tonga ny mpampiasan'ilay mpiasa amin'ny fotôna zegny tsy ampoizina ka amin'ny lera tsy lalany.\v 51 De hotapahiny mpampiasa izy ka hatôny hôtran'ny an'reo mpiatsaravelatsihy ny anjarany, zay hisy ny fitomaniana sy ny fijalena.
\v 48 Ka na misy mpiasa ratsy mizaka agnatin'ny fony hoe: 'Ela vô tonga ny tompoko', \v 49 De manomboka mamono ny mpiasa akamany, sady mihinagna de misotro miaraka amin'ny mamo lava io; \v 50 de ho tonga ny mpampiasan'ny mpiasa amin'ny fotôna zegny tsy ampoizina ka amin'ny lera tsy lalany.\v 51 De hotapahin'ny mpampiasa izy ka hamboariny karan'ny an'reo mpiatsaravelatsihy ny anjarany, zay hisy ny fitomaniana sy ny fijalena.