auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-10 16:32:17 -05:00 committed by root
parent 7988985203
commit 651846255f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nenga teo Jesôsy ka nandeha akekin'ny ranomasinan'ny Galilia. Avy teo de niakatra tegny an-tendrombohitra raika Izy ka nipetraka teo. Fokonolona maro no nagnatogna an'Azy. Nindosin'iary zareo niaraka tamin'iary zareo ny takaitra, ny jamba, ny môgna, ny kilemaigna, de ny marary hafa koa. Navelan'iary zareo teo amin'ny tongotran'i Jesôsy; ka de nositragniny. Ka de gaga ny Fokonolona ndreka nahita ny môgna mizaka, ny kilamaigna sitrana, ny malemy afaka mandeha, de ny jamba mahita. Nankalaza ny Andriamanitran'Israely iary zareo. Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nipetraka niaraka taminaha nefa tsy managna hanina hoanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna zaho, fa sô de mety toragna egny an-dalgna
Nenga teo Jesôsy ka nandeha akekin'ny ranomasinan'ny Galilia. Avy teo de niakatra tegny an-tendrombohitra raika Izy ka nipetraka teo. Fokonolona maro no nagnatogna an'Azy. Nindosin'iary zareo niaraka tamin'iary zareo ny takaitra, ny jamba, ny môgna, ny kilemaigna, de ny marary hafa koa. Navelan'iary zareo teo amin'ny tongotran'i Jesôsy; ka de nositragniny. Ka de gaga ny Fokonolona ndreka nahita ny môgna mizaka, ny kilamaigna sitrana, ny malemy afaka mandeha, de ny jamba mahita. Nankalaza ny Andriamanitran'Israely iary zareo. Nagnantso ny mpianatrany mba hagnantogna an'Azy Jesôsy de nizaka hoe: "Malahelo ny Fokonolona zaho, satria efa telo andro sahady iary zareo nipetraka niaraka taminaha nefa tsy managna hanina hoanina. Tsy te hagnandefa an'iary zareo tsy mihinagna zaho, fa sô de mety toragna egny an-dalg