auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-12-04 14:06:47 +03:00 committed by root
parent e42fc095ac
commit 6426c3ec8b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nony zany, na iza na iza manetry tegna karan'ity zaza ity de no tena leibe agny amin'ny fanjakan'ny lanitra. Na iza na iza mandray ny zaza bitaka ôtrany zao amin'ny agnarako de mandray Anaha. Fa na iza na iza mahatonga ny raika amin'ny za-madinika tôgny zay mino Anaha hanota, de tsara amin'azy ny hiantognan'ny fikoseham-bary leibe eo amin'ny vozognany, ka halentika agny amin'ny ranomasina
\v 4 Nony zany, na iza na iza manetry tegna karan'ity zaza ity de no tena leibe agny amin'ny fanjakan'ny lanitra.\v 5 Na iza na iza mandray ny zaza bitaka ôtrany zao amin'ny agnarako de mandray Anaha.\v 6 Fa na iza na iza mahatonga ny raika amin'ny za-madinika tôgny zay mino Anaha hanota, de tsara amin'azy ny hiantognan'ny fikoseham-bary leibe eo amin'ny vozognany, ka halentika agny amin'ny ranomasina laligna izy.