auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 09:47:03 -05:00 committed by root
parent 852aaec772
commit 622957075b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandondogna sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity kapoka ity. nefa, ôka tsy araki ny sitrapoko hatao, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy tamin'i Petera hoe: "Ino, tsy mahefa miambina miaraka aminaha na de adiny raika aza ma anareo? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy."
\v 39 Nisitaka bitaka Izy, nandondogna sady nivavaka. Nizaka Izy hoe: "Ry Raiko, na mety, de mba alay Aminaha ity kapoka ity. nefa, ôka tsy araky ny sitrapoko, fa ny sitraponao." \v 40 Nagnantogna ny mpianatra Izy ka nahita an'iary zareo nahazo tory, Nizaka tamin'i Petera hoe: "Ino, tsy mahefa miambina miaraka aminaha na de adiny raika aza ma anareo? \v 41 Membena de mivavaha mba tsy ho azn'ny fakam-pagnahy anareo. Mety my ny fagnahy, fa ny nofo malemy."