auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 09:08:28 +03:00 committed by root
parent 46d7890eb3
commit 61b4277c43
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 28 Ndreka tonga tagnilany sy tamin'ny tanànan'ny Gadarenesa tegny Jesôsy, de nisy lilahy roy nifatoran'ny devoly nifankanepaka TaminAzy. Iary zareo de nivoaka avy tam-pasagna sady tena nagnadary, ka tsisy mpandea afaka nandalo tamin'izany làlana zany.\v 29 Igny, nihoaika mafy be iary zareo sady nizaka hoe: " Ka ino ma raha ifandresanay Aminao mpifagnino zahay sy Anao, a Zanak'Andriamanitra? Tonga hampangorohoro anay mialohan'ny fotôna vôtondro ma Anao an?
\v 28 Ndreka tonga tagnilany sy tamin'ny tanànan'ny Gadarenesa tegny Jesôsy, de nisy lilahy roy nifatoran'ny devoly nifankanepaka TaminAzy. Iary zareo de nivoaka avy tam-pasagna sady tena nagnadary, ka tsisy mpandea afaka nandalo tamin'izany làlana zany.\v 29 Igny, nihoaika mafy be iary zareo sady nizaka hoe: " Ka ino ma raha ifandresanay Aminao, a Zanak'Andriamanitra? Tonga hampijaly anay alohan'ny fotôna vôtondro ma Anao an?