auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-12-14 05:49:48 -05:00 committed by root
parent 7492392fa2
commit 60ddceba8a
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Noho izany de zakaiko aminareo, aza matahotra mikasika ny aignanareo, zegny hoahaninareo na zegny hisotroinareo - na mikasika nu vatagnareo, zegny hosikininareo. Fa tsy agnona ambonin'ny hanina ma ny fiaignana, de ny vatagna ambonin'ny raha sikinina? Jerevo ny vorogna amin'ny habakabakaa egny. Izy io de tsy amamfy
Noho izany de zakaiko aminareo, aza matahotra mikasika ny aignanareo, zegny hoahaninareo na zegny hisotroinareo - na mikasika nu vatagnareo, zegny hosikininareo. Fa tsy agnona ambonin'ny hanina ma ny fiaignana, de ny vatagna ambonin'ny raha sikinina? Jerevo ny vorogna amin'ny habakabakaa egny. Iary zareo io de tsy mamafy na mambely na magnangona an-tsompitra, fa ny Abanareo zay an-danitra no mamahana an'iary zareo.Tsy sarobidy ambonin'izany va arô