auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 13:06:14 -05:00 committed by root
parent 926345564a
commit 5c1ec8edc1
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 De namaly Jesôsy sady nizaka hoe : « Tsy fantanareo ny raha angatahinareo. Afaka hisotro ny kapoaka zegny ho sotroiko ma anareo ? » Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô izahay .» \v 23 De nizaka Izy taminiary zareo hoe : « Hisotro ny kapoakako tegnany anareo. Fa ny hipetraka aminny tagnako ankavanana sy aminny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa anny zegny efa nomagninny Abako. » \v 24 Ndreka naregny anigny ny mpianatra folo lahy, de vignitra be taminizy mirahalahy.
\v 22 De namaly Jesôsy ka nizaka hoe : "Tsy fantatrareo ny raha angatahinareo. Afaka hisotro ny kapoaka zay ho sotroiko ma anareo ?" Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô izahay .» \v 23 De nizaka Izy taminiary zareo hoe : « Hisotro ny kapoakako tegnany anareo. Fa ny hipetraka aminny tagnako ankavanana sy aminny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa anny zegny efa nomagninny Abako. » \v 24 Ndreka naregny anigny ny mpianatra folo lahy, de vignitra be taminizy mirahalahy.