auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-04 09:02:52 +03:00 committed by root
parent 55e78f558b
commit 53be8dcc08
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Nagnino zany Mosesy na mandidy anay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarahana de aveo hagnerigna an'azy?" Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Fa noho ny hamafisan'ny fonareo no nagnavelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny vôlohany de tsisy fo
Nizaka iary zareo tamin'Azy hoe: "Nagnino zany Mosesy na mandidy anay hagnome taratasy fagnamarinam-pisarahana de aveo hagnerigna an'azy?" Nizaka Izy tamin'iary zareo hoe: "Fa noho ny hamafisan'ny fonareo no nambelan'i Mosesy anareo hisaraka amin'ny vadinareo, fa tamin'ny vôlohany de tsisy fomba kara an'zany. Zakaiko