auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-01 13:16:23 +03:00 committed by root
parent e90814f933
commit 4f007c64b4
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 14 Izany de niseho mba hatanteraka ny raha nizakain'Isaia mpaminany hoe:\v 15 "Ny tanin'i Zebolona mban'ny tanin'i Naftaly, mandeha andranomasina, agnilan'i Jordana, Galilia an'ny Jentilisa!\v 16 Zegny olona nipetraka tamin'ny mizigna de nahita fahazavana lehibe, de egny zay nipetraka tamin'ny faritra sady tandindogny ny fahafatesana, de tamin'iary zareo no nivoahan'ny hazavana."
\v 14 Izany de niseho mba hatanteraka ny raha nizakain'Isaia mpaminany hoe:\v 15 "Ny tanin'i Zebolona mban'ny tanin'i Naftaly, mandeha andranomasina, agnilan'i Jordana, Galilia an'ny Jentilisa!\v 16 Zegny olona nipetraka tamin'ny mizigna de nahita fahazavana lehibe, de zegny nipetraka tamin'ny tandindognan'ny fahafatesana, de tamin'iary zareo no nivoahan'ny hazavana."