auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-11 08:47:57 -05:00 committed by root
parent eb512b2333
commit 4a6e987236
1 changed files with 1 additions and 2 deletions

View File

@ -1,2 +1 @@
Ka ra vô niditra tan-tempoly Jesôsy, de nagnatogna an'Azy ny lehiben'ny mpisorona mban'ny zokiolona ndreka nampianatra igny Izy sady nizaka hoe:
" Fahefana avy aza ma ny agnamboaranao an'ny raha io, de iza koa nagnome Anao an'ny fahefana zany?" Namaly Jesôsy sady nizaka tamin'iary zareo hoe: "Hametraka fagnotanena raika aminareo my koa Aho. Na zakainareo Aminaha, de zakaiko aminareo ny fahefana agnamboarako ny raha izany.
\v 23 Ka ra vô niditra tan-tempoly Jesôsy, de nagnatogna an'Azy ny lehiben'ny mpisorona mban'ny zokiolona ndreka nampianatra igny Izy sady nizaka hoe: " Fahefana avy aza ma ny agnamboaranao an'ny raha io, de iza koa nagnome Anao an'ny fahefana zany?" \v 24 Namaly Jesôsy sady nizaka tamin'iary zareo hoe: "Hametraka fagnotanena raika aminareo my koa Aho. Na zakainareo Aminaha, de zakaiko aminareo ny fahefana agnamboarako ny raha izany.