auto save
This commit is contained in:
parent
272737a942
commit
4a58b34d39
|
@ -1 +1 @@
|
|||
\v 23 Nandeha megnerana an'i Galelia Jesôsy, nampianatra tao ampiangonan'izy reo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnasitragna zegny karazan'aretina marobe mbamin'ny rofy marobe tamin'ny olona.\v 24 Nagneraka an'i Syria ny vaovao momba an'Azy, de noferiny olona tamin'Azy ndregny marary marobe, mararin'ny karazan'aretina sady fampijaleny, reo devoliaka, de zegny marary ny androbe sady marary ny paralysisa. Nositran'i Jesôsy izareo.\v 25 Fokon'olona marobe avy tagny Galelia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnila-ranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.
|
||||
\v 23 Nandeha megnerana an'i Galelia Jesôsy, nampianatra tao ampiangonan'izy reo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnasitragna zegny karazan'aretina marobe mbamin'ny rofy marobe tamin'ny olona.\v 24 magnerana an'i Syria ny vaovao momba an'Azy, de noferiny olona tamin'Azy ndregny marary marobe, mararin'ny karazan'aretina sady fampijaleny, reo devoliaka, de zegny marary ny androbe sady marary ny paralysisa. Nositran'i Jesôsy iari.\v 25 Fokon'olona marobe avy tagny Galelia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnila-ranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.
|
Loading…
Reference in New Issue