auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-10-31 21:48:00 +03:00 committed by root
parent 5dde1c1fd6
commit 41a7a07cc9
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 5 \v 6 Avy teo ny demony nitondra Azy tagny amin'ny tanana masina de nagnampetraka Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly, sady nizaka taminy nagnano hoe:"Raha Zanak'Andriamanitra anao, de milatsaha agny ambany agny, fa voasoratra hoe:'Izy hagniraka ny anjeliny hiaro anao' sady 'hanondrotra anao amin'ny tagnan'arizareo, ka tsy ho tafatohina amin'ny vato ny tongotra
\v 5 \v 6 Avy teo ny demony nitondra Azy tagny amin'ny tanana masina de nagnampetraka Azy teo amin'ny faratampon'ny tempoly, sady nizaka taminy nagnano hoe:"Raha Zanak'Andriamanitra anao, de milatsaha agny ambany agny, fa voasoratra hoe:'Izy hagniraka ny anjeliny hiaro anao' sady 'hanondrotra anao amin'ny tagnan'arizareo, ka tsy ho tafatohina amin'ny vato ny tongotranao