diff --git a/20/17.txt b/20/17.txt index c6bc886b..776ad063 100644 --- a/20/17.txt +++ b/20/17.txt @@ -1 +1 @@ -\v 17 Ndreka handeha ho agny Jerosalema Jesôsy, de nangala ny roy ambin’ny folo tagnilany Izy, de tan-dalagna tegny Izy nizaka tamin’iary zareo hoe : \v 18 « Igny an, hiakatra agny Jerosalema antsena, sady ny Zanak’Olona de omena ny lohan’ny mpisorona mban’ny mpanora-dalàna. Iary zareo de hagnameloka an’Azy ho faty \v 19 de hanolotra an’Azy amin’ny Jentilisa mba himehezana, hivangoina, sady hamantsiana an’Azy amin’ny hajofijalena. Fa ndreka avy ny andro fahatelo de hitsangana ndreka Izy. » \ No newline at end of file +\v 17 Ndreka handeha ho agny Jerosalema Jesôsy, de nangala ny roy ambin’ny folo tagnilany Izy, de tan-dalagna tegny Izy nizaka tamin’iary zareo hoe : \v 18 « Igny an, hiakatra ho agny Jerosalema antsena, sady ny Zanak’Olona de omena ny lohan’ny mpisorona mban’ny mpanora-dalàna. Iary zareo de hagnameloka an’Azy ho faty \v 19 de hanolotra an’Azy amin’ny Jentilisa mba himehezana, hivangoina, sady hamantsiana an’Azy amin’ny hajofijalena. Fa ndreka avy ny andro fahatelo de hitsangana ndreka Izy. » \ No newline at end of file