diff --git a/02/09.txt b/02/09.txt index 29e98f56..0424c969 100644 --- a/02/09.txt +++ b/02/09.txt @@ -1 +1 @@ -\v 9 Tafaran'ny narignesan'iary zareo an'ny mpanjaka, de nandeha tamin'ny làlagnany iary zareo, ka ny kintana hitan'iary zareo avy tatsignanana no nitarika an'iary zareo mandra-pijanognan tamin'ny tragno nisy an'ny zaza.\v 10 Ndreka nahita ny kintana iary zareo nifaly tamin'ny fifaliam-be. \ No newline at end of file +\v 9 Tafaran'ny narignesan'iary zareo an'ny mpanjaka, de nandeha tamin'ny làlagnany iary zareo, ka ny kintana hitan'iary zareo avy tatsignanana no nitarika an'iary zareo mandram-pitongavany tamin'ny tragno nisy an'ny zaza.\v 10 Ndreka nahita ny kintana iary zareo, de nifaly tamin'ny fifaliam-be. \ No newline at end of file