From 3aa70340d9f6bb2bf1c3734ed8942391239d7329 Mon Sep 17 00:00:00 2001 From: PLT-MADA007 <> Date: Wed, 6 Nov 2019 15:10:11 -0500 Subject: [PATCH] auto save --- 11/20.txt | 2 +- 1 file changed, 1 insertion(+), 1 deletion(-) diff --git a/11/20.txt b/11/20.txt index e490585a..e7ea3163 100644 --- a/11/20.txt +++ b/11/20.txt @@ -1 +1 @@ -\v 20 Avy eo Jesôsy de nanomboka nizaka mafy ny tanàna zegny nagnamboarany ny asany mahagaga maro be io, satria tsy nivalo iary zareo. De nizakainy hoe :"\v 21 Loza ho anareo, ry Korazina! Loza ho anareo, ry Betsaida! Raha mba natao tagny Tyra sy Sidona io asa mahagaga zay namboarina taminareo teto io, de mba efa ela iary zareo nivalo tamin'ny lamba fisaonana mban'ny lavenina."\v 22 Nefa de ho moramora kokoa ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana toy izay aminareo. \ No newline at end of file +\v 20 Avy eo Jesôsy de nanomboka nizaka mafy ny tanàna zegny nagnamboarany ny asany mahagaga maro be io, satria tsy nivalo iary zareo. De nizakainy hoe :"\v 21 Loza ho anareo, ry Korazina! Loza ho anareo, ry Betsaida! Raha mba natao tagny Tyra sy Sidona io asa mahagaga zay namboarina taminareo teto io, de mba efa ela iary zareo nivalo tamin'ny lamba fisaonana mban'ny lavenina."\v 22 Nefa de ho moramora kokoa ny an'ny Tyra sy Sidona amin'ny andron'ny fitsarana toy izay nenareo. \ No newline at end of file