auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-14 09:34:04 +03:00 committed by root
parent e63a8cb7f9
commit 38699deb65
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 \v 18 \v 19 Nony zany ndreka niara-nivorovoro iary zareo, de nizaka Pilato tamin'iary zareo hoe: Iza no tenareo halefako hô anareo? Barabasy, sa Jesôsy zay atao hoe Kristy" Lalany fa nony fialognana no nagnomezan'iary zareo an'i Jesôsy tamin'azy. Na nitometra tamin'ny seza ny fitsarana izy, de nizaka tamin'ny vadiny izy hoe: "Tsimanagna na ino na ino atao amin'ity lilahy tsy manatsigny ity aho. Fa malahelo be zaho niany tamin'ny nofy azoko momba an'Azy".
\v 17 Nony zany ndreka niara-nivorovoro iary zareo, de nizaka Pilato tamin'iary zareo hoe: Iza no tenareo halefako hô anareo? Barabasy, sa Jesôsy zay atao hoe Kristy?"\v 18 Lalany fa nony fialognana no nagnomezan'iary zareo an'i Jesôsy tamin'azy.\v 19 Na nitometra tamin'ny seza ny fitsarana izy, de nizaka tamin'ny vadiny izy hoe: "Tsimanagna na ino na ino atao amin'ity lilahy tsy manatsigny ity aho. Fa malahelo be zaho niany tamin'ny nofy azoko momba an'Azy".