auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-27 09:14:36 -05:00 committed by root
parent cdc03f2d2e
commit 371f59712c
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 32Avy eo de nijanogna Jesôsy sady nagnantso aniary zareo de nizaka hoe : « Ino ma tenareo ataoko aminareo ? »\v 33 De nizaka iary zareo taminAzy hoe : « Tompo, mba hahitanny masonay »\v 34 Aveo Jesôsy, nalahelo, de nikitika ny masoniary zareo. Teo no ho eo de tonga nahita iary zareosady nagnaraka anAzy.
\v 32Avy eo de nijanogna Jesôsy sady nagnantso aniary zareo de nizaka hoe : « Ino ma raha tenareo hataoko aminareo ? »\v 33 De namaly iary zareo taminAzy hoe : "Tompo, mba hahitanny masonay "\v 34 Aveo Jesôsy, nalahelo, de nikitika ny masoniary zareo. Teo no ho eo de tonga nahita iary zareosady nagnaraka anAzy.