Sat Mar 07 2020 15:59:41 GMT+0300 (E. Africa Standard Time)

This commit is contained in:
tsDesktop 2020-03-07 15:59:41 +03:00
commit 33e9a0d299
277 changed files with 559 additions and 2 deletions

1
02/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tafaran'ny nahaterahan'i Jesôsy ta Betleheman'i Jodia tamin'ny andron'i Herôda mpanjaka, de tonga tagny Jerosalema ny lilahy manam-pahalalana avy agny atsignanana nizaka hoe: \v 2 "Aza ma i Mpanjakan'ny Jiosy vô teraka zany? Fa nahita ny kintana tegny atsignanana manko anay de tonga mba hidera an'Azy."\v 3 Ndreka naregny an'izany Herôda mpanjaka, de nangorohoro izy, amban'ny Jerosalema maro be niaraka taminazy.

1
02/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 Nandaon'i Herôda niaraka taminazy ny leben'ny mpisorona marobe amban'ny mpanora-dalànan'olona, de nagnotany an'iary zareo izy hoe: "Ka aza ma nahaterahan'i Kristy?" \v 5 De namaly iary zareo hoe: "A Betleheman'i Jodia, fa izao vôsoratran'ny mpaminany hoe:\v 6 "Fa anao, Betlehema, agny amin'ny tanin'i Joda, de tsy bitaka loatra amin'ny mpitondra an'i Joda, fa avy aminao ny hatongavan'ny mpanapaka zay hiambina ny Israely oloko."

1
02/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 De nagnatso mangingina an'iary zareo lilahy manam-pahalalana i Herôda mba hagnontany an'iary zareo mazava tsara ny fotôna nivoahan'ny kintana.\v 8 Nampandianiny tagny Betlehema iary zareo, magnano hoe: "Mandiana de hadikadio tsara ny momba ny zaza. Ka ndreka hitanareo izy, de ampandrigneso aho, mba afahako mandeha agny my koa mba hiderako an'azy."

1
02/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Tafaran'ny narignesan'iary zareo an'ny mpanjaka, de nandeha tamin'ny làlagnany iary zareo, ka ny kintana hitan'iary zareo avy tatsignanana no nitarika an'iary zareo mandram-pitongavany tamin'ny tragno nisy an'ny zaza.\v 10 Ndreka nahita ny kintana iary zareo, de faly be.

1
02/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
`\v 11 Ndreka niditra tan-dragno iary zareo de nahita an'ny zaza niaraka tamin'i Maria endriny. De niankohoka sady nidera an'azy iary zareo. Ka namoha ny fasena ny fanagnany iary zareo de nagnome fagnomezana volamena, dintin-kazo magnitra amban'ny miora ho an'azy.\v 12 Ndreka nampitandremin' Andriamanitra tamin'ny nofy iary zareo mba tsy hierigna agny amin'i Herôda, de nandeha làlan-kafa iary zareo namonjy an'ny firenena nisy an'azy aby.

1
02/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Ndreka dila iary zareo, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'i Josefa tamin'ny alalan'ny nofy ka nizaka hoe:" Mifoaza, andosy ny zaza amban'ny endriny, de milefasa agny Egypta. Mipetraha agny mandra-pizakako aminao, fa i Herôda de miharagna an'ny zaza hovonina."\v 14 Tamin'igny alina igny my Josefa de nifoha ka nitondra an'ny zaza amban'ny endriny nandeha agny Egypta.Nipetraka tagny izy mandra-pahafaty an'i Herôda.\v 15 Izany de nagnatanteraka gny raha nizakain'ny Tompo tamin'ny mpaminany hoe: "Nantsovako hiala tagny Egypta ny Zanako."

1
02/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Avy eo, ndreka fantany Herôda fa vôfitakan'ny lilahy manam-pahalalana izy, de vignitra be. De nampamono ny zaza lilahy maro be roy taona mandrorogna tao Betlehema amban'ny faritra maro be izy, araka ny fotôna zay nadihadiany mazava tamin'ny lilahy manam-pahalalana.

1
02/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 De tanteraka ny raha nizakainy tamin'ny alalan'i Jeremia mpaminany hoe: \v 18 "Nisy feo regny tagny Rama, fitomagniana amban'ny fisaonam-be, nitomagny noho ny amin'ny zanagny i Rahely, ka tsy nety nampanginina izy, satria efa maty aby ny zamadinika."

1
02/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Ndreka maty i Herôda, de nisy anjelin'ny Tompo nivôka tamin'i Josefa tagny Egypta tamin'ny nofy de nizaka hoe: \v 20 "Mifohaza de andosy ny zaza amban'ny endriny de mandiana agny amin'ny tanin'Israely, fa efa maty ny olona nifofogna an'ny aignan'ny zaza."\v 21 De nifoha Josefa, ka nandaony ny zaza amban'ny endriny, de nande tagny amin'ny tanin'Israely.

1
02/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 De ndreka regniny fa i Arkelaosy no nanjaka tagny Jodia nisolo an'i Herôda iabany, de natahotra ny ho agny izy. Tafaran'ny nampitandreman'Andriamanitra an'azy tamin'ny nofy, de nandea tagny amin'ny faritran'i Galilia izy, \v 23 ka nimpetraka tamin'ny tanàna atao hoe Nazareta. Izany de nagnatanteraka gny raha nizakaina tamin'ny alalan'ny mpaminany hoe: "Nazarena no hagnatsovana an'Azy."

1
02/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Matio toko faha2

1
03/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamin'ny andro zany de nandeha nitory tamin'ny tany tsisy raha tagny Jodia i Jaona mpagnano batisa ka nagnano hoe: \v 2 "Mibebaha anareo, fa efa ho tonga ny fanjakan'ny lanitra."\v 3 Fa izy efa nizakain'Isaia mpaminany, magnano hoe: "Misy feo raika magnantso mafy agny amin'ny tany tsisy raha magnano hoe: 'Amboary lalagnan'ny Tompo, ahitsio lalagnan'Azy."'

1
03/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 I Jaona de nagnatao lamba volon-drameva sy fehikibo hoditra tamin'ny andilagnany. Valala mbana tintely remby no fohaniny.\v 5 De Jerosalema, Jodia, mban'ny faritra marobe magnodidigna an'ny tegnaranon'i Jordana de nagnatogna an'azy.\v 6 De nataony batisa tamin'ny tegnarano Jordana iary zareo, ndreka nagneky ny fahotany.

1
03/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Fa ndreka nahita an'ny Fariseo mban'ny Sadoseo nagnatogna an'azy mba hataony batisa izy, de nizaka tamin'iary zareo izy hoe: "Ry taranaka menaragna feno poizina, iza nagnatoro anareo hilefa ny fahavignirana ho avy?\v 8 Mamoaza voa mifagnaraka amin'ny fibebahana.\v 9 De aza misaigna na magnano am-po hoe: "Managna an'i Abrahama ho iabanay izahay." De zakaiko aminareo fa Andriamanitra de afaka magnome zaza ho an'i Abrahama avy amin'itôgny vato itôgny.

1
03/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Sady efa napetraka am-potoran'ny kakazo ny famaky. Ka ny kakazo marobe zegny tsy magnome isiny tsara de hotapaina ka hatsipy agnaty afo.\v 11 Izaho de magnano batisa anareo amin'ny rano ho amin'ny fibebahana fotsiny. Fa ny tonga afarako de mahery amboniko, ka na de izaho aza de tsy tokony hitondra ny kapany. Izy hagnano Batisa anareo amin'ny Fanahy Masina sy ny afo.\v 12 Efa an-tagnany egny gny raha fagnavahana sady handiovana ny famoloany mba hagnotrohana ny variny ao amin'ny tragnambo. Fa Izy de hagnoro ny ofoka amin'ny afo zay tsy mety maty.''

1
03/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Aveo Jesôsy avy tagny Galilia de tonga tamin'ny tegnaranon'i Jordana mba ho ataon'i Jaona batisa.\v 14 Kanefa Jaona de niezaka nandrara an'Azy, ka nagnano hoe: "Izaho tokony ataonao batisa, ka Anao ndreka va arô magnatogna anahy va?"\v 15 Jesôsy namaly de nizaka taminazy hoe: " Ekeo zany amin'izao, fa izao mety amintsena mba hatanteraka ny fahamarinana marobe.' Aveo Jaona nagneky an'Azy

1
03/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ndreka vita batisa Izy, tonga de nitsangana tagnaty rano Jesôsy, de igny fa nivoha tamin'Azy ny lanitra. Ka hitany ny Fanahin'Andriamanitra nijotso kara voromalala de nipetaka tamin'ny evaignany.\v 17 Sady nisy feo tan-danitra nizaka hoe: "Itiky Zanako malalako tena teko."

1
03/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Matio toko faha 3

1
04/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 \v Aveo Jesôsy de nandaon'ny Fanahy ho amin'ny tany tsisy raha mba halain'ny devoly fagnahy.\v 2 Ndreka avy nifady hanina efapolo andro, efapolo alina Izy, de mosarena.\v 3 Nagnatogna an'Azy ny mpangala fagnahy de nizaka tamin'Azy hoe: "Na zanak'Andriamanitra tegnany Anao, de zakay hanjary mofo vato itôgny." \v 4 De namaly Jesôsy ka nizaka hoe: "Vôsoratra hoe: 'Tsy mofo foatsiny hiveloman'olona fa zegny raha marobe zakain'ny vavan'Andriamanitra."

1
04/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Aveo de nitaritin'ny devoly tamin'ny tanàna masina Izy ka napetrakany tamin'ny farany ambony tamin'ny tempoly,\v 6 sady nizaka tamin'Azy hoe:"Na Zanak'Andriamanitra tegnany Anao, de milatsaha ambany agny, fa vôsoratra hoe: "Izy hagniraka ny anjeliny hiaro anao' sady 'hananty Anao amin'ny tagnan'iary zareo, ka tsy ho tafantohina amin'ny vato tongotranao."'

1
04/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 De nizaka taminazy Jesôsy hoe: "De mbola vôsoratra koa hoe: 'Aza mangala fagnahy an'ny Tompo Andriamanitrao anao."'\v 8 De nandaony devoly tamin'ny toerana agnambo be ndreka Izy ka nagnatoro an'Azy ny fanjakana marobe amin'izao tontolo izao mban'ny hatsaran'io. \v 9 Ka nizaka taminazy izy hoe: "Omeko Anao aby raha marobe io, ndreka miondrika sady midera anaha agnatrehako eto Anao."

1
04/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Aveo de nizaka taminazy Jesôsy hoe: "Mengà teto anao, a Satana! Fa efa vôsoratra hoe: 'Anao de hidera ny Tompo Andriamanitrao, sady Izy raika my hotompoinao."' \v 11 Aveo de niala an'Azy ny devoly, de igny fa, nisy Anjely tonga nanompo an'Azy.

1
04/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ndreka regnin'i Jesôsy fa vôsambotra Jaona, de nierigna tagny Galilia Izy.\v 13 Nengàny Nazareta de nandeha Izy nipetraka tao Kapernaomy, zay teo amoron-dranomasin'ny Galilia, tamin'ny anjara-tanin'i Zebolona sy Naftaly.

1
04/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Izany de niseho mba hatanteraka ny raha nizakain'Isaia mpaminany hoe:\v 15 "Ny tanin'i Zebolona mban'ny tanin'i Naftaly, mandeha andranomasina, agnilan'i Jordana, Galilia an'ny Jentilisa!\v 16 Zegny olona nipetraka tamin'ny mizigna de nahita fahazavana lehibe, de zegny nipetraka tamin'ny tandindognan'ny fahafatesana, de tamin'iary zareo no nivoahan'ny hazavana."

1
04/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Ka tamin'io fotôna io Jesôsy de nanomboka nitory teny de nizaka hoe: "Mibebaha, fa efa marivo ny fanjakan'ny lanitra."

1
04/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ndreka nandeha tamoron-dranomasin'i Galilia Izy, de nahita ampiralahy roy, Simôna antsovana hoe Petera, de i Andrea ampirahalahy amin'azy, nanipy ny haratony tan-dranomasina, fa mpagnarato iary zareo.\v 19 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Andao hagnaraka Anaha, fa hataoko mpagnarato olona anareo."\v 20 Tselatsela teo my de nagnambela ny haratony iary zareo de nagnaraka an'Azy.

1
04/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Na mbola nandeha Jesôsy de nahita ampiralahy hafa ankôtran'izy roy, de i Jakoba zanak'i Zebedeo, de i Jaona ralahiny.Nagnano ny haratony tan-dakana iary zareo niaraka tamin'i Zebedio iaban'iary zareo. Nagnatso an'iary zareo Izy,\v 22 Tselatsela teo my de nilôzan'iary zareo ny lakanany mban'ny Iabany de nandeha nagnaraka an'Azy.

1
04/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Nandeha nagneragnan'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka karazan'aretina maro be mban'ny marary maro be tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagneragna an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy aby ndregny marary maro be, mararin'ny karazan'aretina sy fijalena, ny misy devoly, de zegny tratra boloka mban'ny rekitra. Nafahan'i Jesôsy iary zareo.\v 25 Fokonolona marobe avy tagny Galilia, Dekapôlisy, Jerosalema, Jodia mban'ny avy agnilan-dranon'i Jordana de nagnaraka an'Azy.

1
04/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Matio toko 4

1
07/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Aza mitsara de tsy hitsaraina anareo.\v 2 Fa arakaraka ny fitsarana amboarinareo, ny hitsarana anareo, de amin'ny fandrefesana andrefesanareo, de handrefesana anareo my koa.

1
07/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Nagnino anao na mijery ny potika taom-bary bitaka agnatin'ny mason'ny rahalahinao, nefa ny andry agnatin'ny masonao tsy hitanao? \v 4 Ino mahatonga anao hizaka ny rahalahinao hoe: 'Avilay zaho hangala ny potika taom-bary agnatin'ny masonao,' nefa mbola misy andry agnatin'ny masonao?\v 5 Ry mpetsaravelatsihy! Alay eky maloaka ny andry agnaty masonao, amin'izay hitanao tsara ndreka mangala ny potika taom-bary amin'ny mason'ny rahalahinao.

1
07/06.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 6 Aza omena amboa zegny masina, sady aza atsipy amin'ny lambo ny vatosoanareo. Sô de voditsakan'ny tongotran'iary zareo, Aveo de hifototra sady hamingavinga anareo amin'ny fahapoteana.

1
07/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Mangataha, de omena anareo zany. Meragna, de hahita anareo. Dondogny, de hivoa ho anareo zany.\v 8 Fa ny marobe mangataka, de mahazo; ny marobe miaragna, de mahita; mban'ny olona mandondogna, de hovohaina.\v 9 Zovy aminareo, ndreka angatahin'ny zanagny mofo, no agnome vato an'azy? \v 10 Na ndreka nangatahiny laoka, de hagnome bibilava an'azy?

1
07/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11Ka amin'izany, na de ratsy aza anareo de mahay magnome raha tsara hoan'ny zanakareo, tsy lehibe lavitra ambonin'izany ma ny raha tsara omen' Iabanareo zay agny an-danitra hoan'ny zegny mangataka amin'Azy? \v 12 Amin'izany, na ino na ino raha tenareo hataon'olona amin'ny tegnanareo de tokony hagnano karan'izany amin'iary zareo my koa anareo, fa izany lalàna sy mpaminany.

1
07/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 Midira amin'ny vavahady tery. Agnona sady malalaka ny vavahady menga agny amin'ny fahaverezana, de maro ny olona mandeha agny. \v 14 Tery sady sarotra ny lalagna miditra menga agny amin'ny vavahady ny fiaignana, de vitsy ny mahita an'izany.

1
07/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Mitandrema amin'ny mpaminany sandoka, zay magnatogna anareo amin'ny fisikinan'ondry nefa izy de amboadia tena mpandremby.\v 16 Avy amin'ny isiny no hafantaranareo an'azy io. Mambely voaloboka amin'ny fantsy ma ny olona va, na aviavy amin'ny tendrotendrony?\v 17 Mitovy amin'izany, ny kakazo tsara maro be de mamôka isiny tsara, fa ny kakazo ratsy de mamôka isiny ratsy.

1
07/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ny kakazo tsara de tsy afaka hagnome isiny ratsy, karan'izany my koa ny kakazo ratsy de tsy afaka hagnome isiny tsara.\v 19 Ny kakazo maro be zegny tsy magnome isiny tsara de ho tapaina sady hatsipy agnaty afo.\v 20 Ka amin'izany, de ho fantatrareo amin'ny isiny iary zareo.

1
07/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Tsy zegny mizaka Aminaha hoe: 'Tompo, Tompo,' de hiditra amin'ny fanjakan'ny lanitra, fa zegny magnano ny sitrapon'Iabako agny an-danitra my.\v 22 Maro olona hizaka Aminaha amin'ny andro zany hoe: 'Tompo, Tompo, ka tsy efa naminany tamin'ny agnaranao ma izahay, sady tsy efa nandrôka devoly tamin'ny agnaranao, de nagnano asa lehibe tamin'ny agnaranao? \v 23 Aveo hizaka an'iary zareo sambemaso Izaho hoe: Tsy nafantatra anareo mihitsy Aho! Ka menga lavitra Anaha, a mpagnano ratsy!'

1
07/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ka amin'izany, ny maro be zegny maregny ny raha zakaiko ka magneky an'izany de ho karan'ny olona kanty nagnano ny tragnony tegny ambon'ny vatolampy.\v 25 Norana ny andro de nanjary nisy rano-be, sady nandrivotra be tamin'ny tragno, fa tsy lavo izany, satria namboarina tambony vatolampy.

1
07/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Ka zegny maregny ny raha zakaiko ka tsy magneky de karan'ny olona foka nagnano ny tragnony ambony fasina. \v 27 Ka ndreka norana ny andro, de tonga ny rano-be, ka de nandrivotra mafy tamin'ny tragno, de rava izany, ka de tena ravana tanteraka.

1
07/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ndreka avy nizaka an'io raha io Jesosy, de varena tamin'ny fampianarany ny fokonolona, \v 29 satria nampianatra an'iary zareo kara ny olona managna fahefana Izy, fa tsy kara ny mpanora-dalanan'iary zareo.

1
07/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Matio Toko faha 7

1
08/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Ndreka nandrorogna avy tan-tendrombohitra Jesôsy, de nisy fokonolona maro nagnaraka an'Azy. \v 2 Igny, nisy boka raika nagnatogna an'Azy sady nenkohoka talohany, nizaka hoe: "Tompo, na mety Aminao, de afaho aho."\v 3 Nagnampatra ny tagnàny Jesôsy sady nikasika an'azy, de nizaka hoe: "Mety Aminaha. Madiova. " Tampotampoka de afaka tami'ny fabokany izy

1
08/04.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 4 De nizaka tamin'azy Jesôsy hoe: "Tandremo tsy hizaka na ino na ino na amin'iza na amin'iza anao. Mandiana amin'ny làlagnanao, ka atoroy amin'ny mpisorona ny tegnanao de atero ny fagnatitra zegny nagnafaran'i Mosesy, mba ho fitsanganana vavolombelona amin'izany.

1
08/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5 Ndreka niditra ta Kapernaomy Jesôsy, de nisy kapiteny raika nagnantogna an'Azy sady\v 6 nagnano tamin'Azy hoe: "Tompo, mandry an-dragno ao ny mpiasako fa malemy sady agnatin'ny fanaintaignana mafy." \v 7 De nizaka tamin'azy Jesôsy hoe: "Ho tonga Aho sady hagnasitragna anazy."

1
08/08.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 8 De namaly i kapiteny sady nizaka hoe: "Tompo, tsy magneva hidiranao an-dragnoko ao, fa zakay fotsiny ny raha zakainao de ho afaka ny mpiasako.\v 9 Fa izaho de lilahy napetraka ambany fahefana my koa, sady managna maramila feheziko aho. Mizaka amin'ny raika aho hoe: 'Mandihana', de mandeha izy, de amin'ny hafa koa hoe: 'Malaky aty,' de magnatogna izy, na amin'ny mpiasako hoe: "Amboary zao,' de amboariny zany." \v 10 Ndreka naregny an'izany Jesôsy, de gaga Izy sady nizaka tamin'ny zegny nagnaraka an'Azy hoe: "Zakaiko marina aminareo, fa tsy mbola nahita olona nanam-pinoana karan'izany Aho tamin'Israely.

1
08/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Zakaiko aminareo, fa maro ny avy agny antsignianana mban'ny avy andrefana ho tonga, ka iary zareo de hipetraka ambon'ny latabatra miaraka amin'i Abrahama, de Isaka mban'iary Jakôba, agny amin'ny fanjakan'ny lanitra.\v 12 Fa zegny zanaky fanjakana de hatsipy amin'ny izigna ambelagny lavitra agny, agny hisy ny fitomagniana mban'ny fiadia-nify." \v 13 De nizaka tamin'i kapiteny igny Jesôsy hoe: "Mandiana! araka ny ninoanao, de Ôka ho tonga aminao zany." De afaka tamin'io lera io mihitsy ny aretignan'ny mpiasa.

1
08/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Ndreka niditra tan-dragnon'i Petera Jesôsy, de nahita ny rafozam-bavin'i Petera nandry narikoditra Izy.\v 15 Nikasihin'i Jesôsy tagnàny, de negna taminazy ny arikoditra. De nitsangana izy ka nanomboka nagnome hanina an' Azy.

1
08/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Ndreka alina andro, de maro nifatoran'ny devoly nandaon'ny olona tamin'ny Jesôsy. Nizaka fotsiny Izy de nenga fagnahy io sady nagnafaka olona marobe zegny narary.\v 17 Karan'izany nahatanteraka ny raha nizakaina tamin'Isaia mpaminany, nagnano hoe: "Ny vatategnany nagnala ny faharariantsena sady nitondra ny aretignantsena."

1
08/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Ka ndreka nahita ny fokonolona magnodidigna an'Azy Jesôsy, de nagnatoro hevitra mba hifindra ho agnilan'ny ranomasina Galilia Izy.\v 19 Aveo nisy mpanora-dalàna raika nagnatogna an'Azy ka nagnano hoe: "Mpampianatra ô, hagnaraka Anao aho na aiza na aiza andiananao."\v 20 Namaly anazy Jesôsy hoe: "Ny amboahady manan-davaka, de ny vorognan'ny lanitra managna songiny, fa ny Zanak'Olona tsy managna ny raha ampandrena an'ny lohany."

1
08/21.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 21 Nisy raika hafa tamin'ny mpianatra nizaka Taminazy hoe: "Tompo, avelay eky aho andea andevigna an'ny iabako."\v 22 Fa nizaka taminazy Jesôsy hoe: "Magnaraha Anaha, ka avelay ny maty andevigna ny maty aminazy."

1
08/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Ndreka niditra tagnaty lakana Jesôsy, de nagnaraka Anazy niditra koa ny mpianatrany.\v 24 Igny, nisy agnina mafy be tan-dranomasina, ka de feno ny onja ny lakana. Fa nahazo tory Jesôsy.\v 25 Nagantogna Anazy ny mpianatra sady namoha Anazy, de nizaka hoe: "Vonjeo atsena, Tompo; ho faty atsena!"

1
08/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 De namaly an'iary zareo Jesôsy hoe: "Nagnino anareo na matahotra, a tsy ampy finoana?" De nitsangana Izy sady nizaka mafy ny agnina mban'ny ranomasina. De nilamina be avy teo. \v 27 Gaga ny lilahy marobe ka nizaka hoe: "Fa karazagna lilahy magnano akory lôtra ty, fa ndre de ny rivotra mban'ny ranomasina de magneky Anazy?"

1
08/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Ndreka tonga tagnilany sy tamin'ny tanànan'ny Gadarenesa tegny Jesôsy, de nisy lilahy roy nifatoran'ny devoly nifankanepaka TaminAzy. Iary zareo de nivoaka avy tam-pasagna sady tena nagnadary, ka tsisy mpandea afaka nandalo tamin'izany làlana zany.\v 29 Igny, nihoaika mafy be iary zareo sady nizaka hoe: " Ka ino ma raha ifandresanay Aminao, a Zanak'Andriamanitra? Tonga hampijaly anay alohan'ny fotôna vôtondro ma Anao an?

1
08/30.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 30 Ka nisy andian-dambo maro nihinagna takeky teo, tsy de lavitra an'iary zareo.\v 31 Mbola nengavy an'i Jesôsy my ny devoly ka nagnano hoe: "Ndreka mandrôka anay Anao, de alefaso agnatin'io andian-dambo io anay."\v 32 De nizaka tamin'iary zareo Jesôsy hoe: "Mivoaha!" De nivôka ny devoly ka nandea tamin'ny lambo; ka de, nirifatra aby izy maro be nandrorogna ny tendrombohitra mideza nandea an-dranomasina ka maty tagnaty rano aby izy maro be .

1
08/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Ndregny nikarakara an'ny lambo io de nihazakazaka sady niakatra tan-tanàna iary zareo ka nitantara ny raha maro be, indrindra ny raha niseho tamin'ny lilahy nifatoran'ny devoly.\v 34 Igny, fa nivôka aby tan-tanàna maro be mba hihaogna amin'i Jesôsy. Ndreka hitan'iary zareo Izy, de nangataka an'Azy mba hiala ny faritanin'iary zareo.

1
08/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Matio Toko Faha 8

1
09/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Niditra tan-dakana Jesôsy, nitsaka, de tonga tan-tanànany.\v 2 Igny, nisy lilay rekitra nandry tam-pandrena nandaon'iary zareo Taminazy. Ndreka nahita ny finoan'iary zareo Jesôsy, de nizaka tamin'ny lilahy marary rekitra Izy hoe: "Anaka, mifalia anao. Fa efa voavela ny helokanao."

1
09/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Igny, ny sanagny tamin'ny mpanora-dalàna nagnano am-po hoe: "Mizaka raha ratsy manjary lilay io." \v 4 Fa fantatry Jesôsy ny eritreritr'iary zareo ka nizaka hoe: "Nagnino anareo na mieritreritra raha tsy ao agnaty fonareo?\v 5 Fa ino ma tena mora ny mizaka hoe: 'Vôvela ny helokanao,' sa ny mizaka hoe: 'Mitsangàna de mandiana?' \v 6 Mbara ho fantatrareo fa ny Zanak'olona de managna fahefana hamela heloka eto ambonin'ny tany,..." nizaka Izy tamin'ny marary rekitra hoe: "Mitsangàna, de bokay ny fandrenanao, sady modia an-dragnonao."

1
09/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Aveo de nitsangana lilahy igny de nandea an-dragnony.\v 8 Ndreka nahita anazy ny fokonolona, de gaga iary zareo ka de nidera an'Andriamanitra, zay nagnome fahefana ôtran'izany ho an'olona.\v 9 Ndreka negna teo Jesôsy, de nahita lilahy atao hoe Matio Izy, nipetraka tamin'ny tragno fagnalana hetra. De nizaka taminazy Izy hoe: "Magnaraha Anaha." Nitsangana izy ka nagnaraka Anazy.

1
09/10.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 10 Ndreka nipetraka nihinagna tan-dragno Jesôsy, de nisy, mpagnala hetra mbana olona mpanota maro tonga sady niaraka nihinagna tamin'i Jesôsy mban'ny mpianatrany. \v 11 Ndreka nahita an'izany ny fariseo, de nizaka tamin'ny mpianatrany iary zareo hoe: "Nagnino ny mpianatranao na miaraka mihinagna amin'ny mpagnala hetra mban'olona mpanota?"

1
09/12.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 12 Ndreka naregny an'izany Jesôsy, de nizaka Izy hoe: "Ny olona salama de tsy mila mpitsabo, fa ndregny marary my.\v 13 Tokony ianaranareo ny dikan'ny hoe: 'Famindram-po iriko fa tsy sorogna. Fa tonga Aho, tsy hagnatso ny marina hibebaka, fa ny mpanota."

1
09/14.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 14 Aveo de nagnatogna anazareo ny mpianatran'i Jaona ka nizaka hoe: "Nagnino ahay mban'ny fariseo na mifady hanina matetika, nefa ny mpianatranao de tsy mba mifady?"\v 15 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mety malahelo ma ny havan'ny mpampakatra, na mbola miaraka amin'iary zareo ny mpampakatra va? Fa ho avy ny andro hangalana ny mpampakatra amin'iary zareo, de amin'izay iary zareo vô hifady hanina.

1
09/16.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 16 Tsy misy olona manampina akanjo tonta amina tapa-damba vaovao, fa ny nanampenana anazy ndrekahandrota ny lamba, ka hisy rota be.

1
09/17.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 17 Tsisy olona magnatao divaigna vaovao agnatina siny hoditra tonta. Na magnano an'izany iary zareo, de ho rota ny siny hoditra, ho very ny divaigna ka ho potika ny siny hoditra. Fa, ndreka ataon'iary zareo agnaty siny hoditra vaovao ny divaigna vaovao, de ho vôtahiry izy roy."

1
09/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 Na mbola nizaka an'ny raha zany Jesôsy, de igny, nisy manam-pahefana raika tonga ka nenkohoka Taminazy. Nizaka izy hoe: "Maty amintsika mizaka izao zao ny zanako viavy, ka mba mitongava ka apetrao aminazy ny tagnanao, de ho velona izy."\v 19 Aveo nitsangana Jesôsy ka nagnaraka anazy, de nagnano kara an'izany koa ny mpianatrany.

1
09/20.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 20 Igny, nisy viavy zay efa nandea fotôna nandritra ny roy ambin'ny folo taona, nandea tafaran'i Jesôsy ka nikasika ny morogn'akanjony.\v 21 Fa nieritreritre tagnaty fony izy hoe: "Ndre de ny lambany fotsiny vôkasikako de ho afaka aho."\v 22 Fa nitodika Jesôsy ka nahita anazy, de nizaka hoe: " mahereza zanako vavy; fa ny finoanao nahafaka anao." De afaka i viavy igny nanomboka taminy lera io.

1
09/23.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 23 Ndreka tonga tandragnon'ny manam-pahefana Jesôsy, de nahita ny mpisotra sodigna mban'ny fokonolona naresaka be Izy.\v 24 De nizaka hoe: "Mandihana, fa tsy maty zany zanakao vavy, fa mandry izy." Fa nimehezan'iary zareo tamin'ny famokafokana Izy.

1
09/25.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 25 Ndreka nivoaka tan-tany ny fokonolona, de niditra tagn'efitra Izy ka nangala an'azy tamin'ny tànana, de nitsangana i zazavavy igny.\v 26 Niparitaka nagneragna ny faritra maro be ny vaovao mikasika an'zany.

1
09/27.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 27 Ndreka negna teo Jesôsy, de nisy jamba roy lahy nagnaraka an'Azy. Tsy nijanogna nagnatso iary zareo sady nizaka hoe: "Mamindrà fo aminay, a zanak'i Davida!"\v 28 Ndreka tonga tan-dragno Jesôsy, de nagnatogna an'Azy ny jamba roy lahy. Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mino ma anareo fa mahay magnano an'zany Aho an?" De nizaka iary zareo Taminazy hoe: "Aika, Tompo."

1
09/29.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 29 Aveo nikasihin'i Jesôsy ny mason'iary zareo de nizaka hoe: "Ho tanteraka aminareo araka ny finoanareo ane zany,"\v 30 ka nahita ny mason'iary zareo. Aveo Jesôsy namepetra an'iary zareo de nizaka hoe: "Ôka mba tsy hizaka an'zao amin'olona anareo."\v 31 Fa nandeha izy roy lahy ka nagnaparitaka ny vaovao mikasika an'izany nagneragna an'izany faritra zany.

1
09/32.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 32 Ndreka nandea izy roy lahy, de igny, nisy lilahy môgna nisy devoly nandao teo amin'i Jesôsy.\v 33 Ndreka nivoaka i devoly igny, de nizaka i lilahy môgna igny. Gaga ny fokonolona ka nizaka hoe: "Tsy mbola fahita tamin'Israely mihitsy zao!"\v 34 Fa nizaka ny fariseo hoe: "Tamin'ny fahefahan'ny devoly, no namoahany an'ny devoly."

1
09/35.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 35 Nandeha nitety ny tanàn-dehibe mban'ny vohitra maro be Jesôsy. Nanohy nampianatra tagny amin'ny fiangonan'iary zareo Izy, nitory filazantsaran'ny fanjakana, sady nagnafaka ny karazan'aretina maro be mban'ny karazana raha marary maro.\v 36 Ndreka nahita an'ny fokonolona Izy, de nanagna fangoraham-po tamin'iary zareo, satria nagnay sy ketraka iary zareo. Kara ny ondry tsisy mpiambina iary zareo.

1
09/37.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 37 De nizaka izy tamin'ny mpianatrany hoe: "Be ny vokatra, fa ny mpiasa de vitsy.\v 38 Amizany de mivavaha malaky amin'ny Tompon'ny vokatra, mba andefasany mpiasa egny amin'ny vokatrany."

1
09/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Matio Toko Faha 9

1
12/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamin'ny fotôna io Jesôsy de nandea namakivaky tanimbary tamin'ny andro Sabata. Mosarena ny mpianatrany ka nambely salohim-bary kade nihinagna iary zareo.\v 2 Ndreka hitan'ny fariseo zany de nizaka iary zareo tamin'ny Jesôsy hoe: jerevo mpianatranao fa mangano raha tsy ara-dalàna amin'ny sabata."

1
12/03.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 3 Ka Jesôsy nizaka an'iary zareo hoe: "Mbola tsy namaky ny raha namboarin'i Davida ma anareo, ndreka mosarena izy, mban'ny lilahy marobe niaraka tamin'azy?\v 4 Niditra tandragnon' Andriamanitra izy de nihinagna ny mofon'ny fagnatrehana, zay tsy mety tamin'ny amban'ny niaraka taminazy ny nihinagna an'zany, nefa mety ho an'ny lebe n'ny mpisorona raika my.

1
12/05.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 5Tsy mbola no vakinareo ma ny ao amin'ny lalàna, ny mpisorona ao an-tepoly de manota amin'ny sabata nefa ny sabata tsy manan-tsigny? \v 6 ka zakaiko aminareo fa eto ny raika lebe nony tempoly.

1
12/07.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 7 Na fantatrareo ny hevitran'ny hoe: 'Famindram-po no iriko fa tsy sorogna,' de tsy nagnameloka ny tsy manan'tsigny anareo.\v 8 Ny Zanak'Olona no Tompon'ny sabata."

1
12/09.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 9 Aveo nenga Jesôsy de niditra tampiangonana iary zareo.\v 10 De nisy lilahy malemy tagnana teo. De nagnotany an'i Jesôsy ny Fariseo, nizaka hoe: "Mety ma ny magnasitragna amin'ny sabata?" mba hagnampangan'iary zareo an'azy ami'ny fahotana.

1
12/11.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 11 Nizaka Jesôsy tamin'iary zareo hoe: "Mba iza aminareo, na ondry raika no anagnany, de na latsaka agnaty lavaka laligna ny ondry amin'ny sabata, iza, no tsy hanambotra an'azy ka tsy hampikatra an'azy? \v 12 Tsy manan-danja ambony lavitra ,ma, ny olona nony ny ondry! Ka nony zany de ara-dalàna ny magnano soa amin'ny andro sabata.

1
12/13.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 13 aveo de nizaka Jesôsy tamin-dralilahy hoe: " Amparo ny tanganao." de nampariny zany, de niherigna ny fahasalamany, kara ny tagnany ilany.\v 14 De nivôka ny Fariseo nikendry ny hamono Anazy. Niharagna hevitra ny amin'ny fomba mety hamonôna Anazy iary zareo.

1
12/15.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 15 Ndreka nahafantatra an'izany Jesôsy, de nenga teo Izy. Ka maro ny olona nagnaraka Anazy, de nisitragniny izy maro be.\v 16 De nampitandrina anazareo Izy mba tsy hagnatoro Anazy amin'ny hafa,\v 17 mba hatanteraka, gny raha nizakaina tamin'ny alalan'Isaiah mpaminany, hoe:

1
12/18.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 18 "Jerevo, ny mpanompoko nifidiko; izay teko, sady ten'ny Fanahiko be. Hapetrako agnatiny ny Fanahiko, de hampafatatra ny fitsaràna ny jentilisa izy.

1
12/19.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 19 Tsy hifanditra na hagnatso mafy izy; sady tsisy olona haregny an'ny feony an-dàlana egny.\v 20 Tsy hanapaka ny volotara torotoro izy; tsy hamono ny lahin-jiro manetroka, mandra-pagnamboarany ny rariny ho fandresena,\v 21 de amin'ny agnarany hanagnan'ny Jentilisa fagnatenana."

1
12/22.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 22 Aveo de nisy olona jamba sady môgna, nisy devoly , nandosina tamin'i Jesôsy. Nisitragniny izy, de nizaka sady nahita i jamba igny. \v 23 Gaga ny fokonolona marobe de nizaka hoe: "Mety lilahy io ma no Zanak'i Davida va?"

1
12/24.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 24 Ndreka naregny ny fahagagana zany ny Fariseo, de nizaka iary zareo hoe: "I Lilahy io de tsy mandrôka devoly na tsy amin'ny alalan'i Belzeboba, lehiben'ny devoly." \v 25 Kanefa de fantatr'i Jesôsy ny eritreritran'iary zareo ka nizaka an'iary zareo Izy hoe: "Ny fanjakana miady an-dragno de tsy haharitra, de ny tanàna na tragno miady an-dragno de ho rava.

1
12/26.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 26 Na satana mandrôka an'i satana, de miady an-dragno izy. De ahôna arika hitsanganan'ny fanjakany? \v 27 Ka na mandrôka ny devoly amin'ny alalan'i belzeboba Aho, de amin'ny alalan'iza arika androahan'ny zanakareo an'iary zareo? Nony atony zany de ho mpitsaranao iary zareo.

1
12/28.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 28 Kanefa na mandrôka devoly amin'ny alalan'ny Fanahin'Andriamanitra Aho, de tonga aminareo ny Fanjakan'Andriamanitra. \v 29 Amin'ny fomba kara ino ahafahan'olona miditra andragnony lilahy matanjaka ka mangala ny fanagnany na tsy fatorana eky ny lilahy matanjaka? Aveo vô hangala ny fanagnany andragnony izy.\v 30 Ndregny tsy miaraka Aminaha de manohitra anaha, de zegny tsy mitambatra Aminaha de akamany.

1
12/31.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 31 Ka amin'izany de zakaiko aminareo fa, ho vôvela heloka ny olona amin'ny fahotana mban'ny fizakan-dratsy maro be, fa ny fizakana ratsy an'ny Fanahy masina de tsy hazahôna famelan-keloka.\v 32 Na zovy na zovy mizaka manohitra ny Zanak'Olona, de ho vôvela izy. Fa na zovy na zovy mizaka manohitra ny Fanahy Masina, de tsy ho vôvela izy, na amin'ny fiaignana izao na amin'ny ho avy

1
12/33.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 33 Amboary tsara ny kakazo de hamoa tsara zany, na amboary ratsy ny kakazo de hamoa ratsy zany, fa fantatra amin'ny vôny ny kakazo.\v 34 Anareo taranakan'ny menaragna, satria ratsy fagnahy anareo, de akory ahafanareo izaka raha tsara? Fa avy amin'ny hamarozany raha agnaty fo izakany vavany.\v 35 Ny olona tsara managna harena tsara agnaty fony de mamokatra ny tsara, fa ny olona ratsy de managna harena ratsy agnaty fony ka mamokatra ny ratsy.

1
12/36.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 36 Zakaiko aminareo fa amin'ny andron'ny fitsarana de ho adignina amin'ny raha nizakaina tsy vôhevitra aby ny olona.\v 37 Fa gny raha nizakainao my hagnamarinana anao, de ny raha nizakainao no hagnamelohana anareo."

1
12/38.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 38 Aveo de nisy panora-dalàna mban'ny fariseo sasasasagny namaly an'i Jesôsy de nizaka hoe: Ry Mpampianatra, magniry ny ahita famatarana avy aminao izahay."\v 39 De namaly Jesôsy ka nizaka an'iary zareo hoe: "Misy taranaka ratsy fagnahy sady mpijangajanga miharagna famatarana. Kanefa de tsisy famatarana afaka hamena anazy afa-tsy ny an'i Jaona mpaminany.\v 40 Fa kara an'i Jonah zay telo andro sy telo alina tan-kibon'ny laoka agnona be, de karan'izany koa ny hipetrahan'ny Zanak'Olona telo andro sy telo alina agnatin'ny tany.

1
12/41.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 41 Ny olona an'i Ninive de hitsangana amin'ny fitsarana miaraka amin'ny taranaka ity sady hagnameloka an'izany. Fa nibebaka iary zareo tamin'ny toriten'ni Jonah, kanefa, misy olona lebe ambonin'i Jonah eto.

1
12/42.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 42 Ny mpanjakaviavy avy atsimo de hiaraka hitsangana amin'ny lilahin'ity taranaka ity amin'ny andron'ny fitsarana de hagnameloka an'izany.Tonga tamin'ny farany tany izy mba haregny an'ny fahendren'i Solomona, kanefa , de misy olona lebe ambonin'i Solomona eto.

1
12/43.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 43 Ndreka nisy fagnahy ratsy nenga tamin'ny lilahy raika, de mandalo tany karakaigna izy ka miaragna fijanognana, nefa tsy mahita an'izany. \v 44 De mizaka hoe: "Hierigna amin'ny tragno neveko aho.' Ka ndreka tonga, de nahita fa vôfafa ny tragno sady nilamina. \v 45 De nandeha izy ka nitondra fagnahy ratsy fito ambonin'ny taloha niaraka taminazy, de nipetraka tao izy maro be. Aveo de ne ratsy nony tamin'ny vôlohany ny nefarany lilahy zany. De karan'izany koa ny amin'ity taranaka ratsy fagnahy ity."

1
12/46.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 46 Ndreka mbola nikorana tamin'ny fokonolona Jesôsy, de igny, endriny mban'ny ralahiny nitsangana tambelagny, seky hikorana Taminazy.\v 47 Nisy olona raika nizaka Taminazy hoe: "Jerevo, i endrinao mban'ny ralahinao mitsangana ambelagny ao, te hikoragna Aminao."

1
12/48.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 48 Fa namaly Jesôsy sady nizaka taminazy hoe, "Iza ma edriko mban'ny rahalaiko?\v 49 Aveo de natsotrany tamin'ny mpianatrany ny tagnany ka nizaka hoe: "Jerevo, irôgny endriko mban'ny ralahiko! \v 50 Fa zegny magnano ny sitrampon'Iabako zay agny an-danitra, de zany olona zany ralahiko mban'ny anakaviko, de endriko."

1
12/title.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
Matio tokofaha 12

1
13/01.txt Normal file
View File

@ -0,0 +1 @@
\v 1 Tamin'ny zany fotôna zany Jesôsy de nandeha nivôka ny tragno ka nipetraka tamoron-dranomasina.\v 2 Nisy fokonolona maro be nivorovoro nagnodidigna Anazy, ka niditra tan-dakana Izy de nipetraka tao, fa nitsangana tamoron-dranomasina koza ny fokonolona maro be.

Some files were not shown because too many files have changed in this diff Show More