auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-27 07:54:03 -05:00 committed by root
parent 6bc2f82d31
commit 32e5b0ecbc
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 17 Ndreka handeha ho agny Jerosalema Jesôsy, de nangala ny roy ambinny folo tagnilany Izy, de tan-dalagna tegny Izy nizaka taminiary zareo hoe : \v 18 « Igny a, hiakatra agny Jerosalema antsena, sady ny ZanakOlona de omena ny lohanny mpisorona mbanny mpanora-dalàna. Iary zareo de hagnameloka anAzy ho faty \v 19 de hanolotra anAzy aminny Jentilisa mba himehezana, hivangoina, sady hamantsiana anAzy aminny hajofijalena. Fa ndreka avy ny andro fahatelo de hitsangana ndreka Izy. »
\v 17 Ndreka handeha ho agny Jerosalema Jesôsy, de nangala ny roy ambinny folo tagnilany Izy, de tan-dalagna tegny Izy nizaka taminiary zareo hoe : \v 18 « Igny an, hiakatra agny Jerosalema antsena, sady ny ZanakOlona de omena ny lohanny mpisorona mbanny mpanora-dalàna. Iary zareo de hagnameloka anAzy ho faty \v 19 de hanolotra anAzy aminny Jentilisa mba himehezana, hivangoina, sady hamantsiana anAzy aminny hajofijalena. Fa ndreka avy ny andro fahatelo de hitsangana ndreka Izy. »