auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-07 06:34:26 -05:00 committed by root
parent 35af1f3cad
commit 3051cdadc4
1 changed files with 1 additions and 4 deletions

View File

@ -1,4 +1 @@
28 aza matahotra anny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. fa koza, matahora anny zegny afaka mamotika ny fagnahy mbanny vatagna aminny helo.
29 tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? fa mbola tsisy na raika aza latsaka aminny tany raha tsisy ny fahalalani abanareo.
30 fa ndre ny volon-dohanareo aza voaisa aby koa.
31 aza matahotra. misy dikany be amboninny fody maro.
\v 28 \v 29 \v 30 \v 31 Aza matahotra anny zegny mamono ny vatagna nefa tsy afaka mamono ny fagnahy. Fa koza, matahora anny zegny afaka mamotika ny fagnahy mbanny vatagna aminny helo. Tsy vola madinika bitaka ma ny hamarotana fody roy ? Fa mbola tsisy na raika aza latsaka aminny tany raha tsisy ny fahalalani abanareo. Fa ndre ny volon-dohanareo aza voaisa aby koa. Aza matahotra. misy dikany be amboninny fody maro.