auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-29 09:47:03 -05:00 committed by root
parent ba7fe2f56b
commit 2d3880dede
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 Ny mpiasa nahazo talenta roy de nagnantogna ka nizaka hoe "Tompoko, nomenao talenta roy aho, igny, de nampitombo talenta roy hafa aho." \v 23 Nizaka an'azy ny mpampiasa hoe: 'Tsara zany, a mpanompo tsara sady mahatoky! Natoky tamin'ny raha bitabitaka anao. Zaho hampandrekitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny amin'ny fifalen'ny tomponao.' \v 22 Ny mpiasa nahazo talenta roy de nagnantogna ka nizaka hoe "Tompoko, namenao talenta roy aho, igny, de nampitombo talenta roy hafa aho." \v 23 Nizaka an'azy ny mpampiasa hoe: 'Tsara zany, a mpanompo tsara sady mahatoky! Natoky tamin'ny raha bitabitaka anao. Zaho hampandrekitra anao amin'ny raha maro. Midira amin'ny amin'ny fifalen'ny tomponao.'