auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 12:12:05 -05:00 committed by root
parent 873ee8cb89
commit 29b70b2dfe
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 24 Aveo Jesôsy nizaka tamin'ny mpaminany hoe: "Na misy te-hagnaraka Anaha, de tsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijalena, sady magnaraka Anaha. \v 25 Fa n'iza n'iza te-hamonjy ny aignany de hahavery an'azy, ka n'iza n'iza no hahavery ny aignany avy Aminaha, de hahazo anazy. \v 26 Fa ino ma no soa ho azon'olona na mahazo an'izao tontolo izao kanefa very ny aignany? De ino atàn'ny takalon'ny aignany?
\v 24 Aveo Jesôsy nizaka tamin'ny mpaminany hoe: "Na misy te-hagnaraka Anaha, de tsy mandà ny tegnany izy, hitondra ny hazofijalena, sady magnaraka Anaha. \v 25 Fa n'iza n'iza te-hamonjy ny aignany de hahavery an'azy, ka n'iza n'iza no hahavery ny aignany avy Aminaha, de hahazo any. \v 26 Fa ino ma no soa ho azon'olona na mahazo an'izao tontolo izao kanefa very ny aignany? De ino atàn'ny takalon'ny aignany?