auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2020-02-22 09:08:28 +03:00 committed by root
parent 33d797106b
commit 24a6fdac67
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 33 Ndregny nikarakara an'ny lambo io de nihazakazaka sady niakatra tan-tanàna iary zareo ka nitantara ny raha maro be, indrindra ny raha niseho tamin'ny lilahy nifatoran'ny devoly.\v 34 Igny, nivôka tao an-tanàna maro be mba hihaogna amin'i Jesôsy. Ndreka hitan'iary zareo Izy, de nangataka an'Azy mba hiala ny faritanin'iary zareo.
\v 33 Ndregny nikarakara an'ny lambo io de nihazakazaka sady niakatra tan-tanàna iary zareo ka nitantara ny raha maro be, indrindra ny raha niseho tamin'ny lilahy nifatoran'ny devoly.\v 34 Igny, fa nivôka aby tan-tanàna maro be mba hihaogna amin'i Jesôsy. Ndreka hitan'iary zareo Izy, de nangataka an'Azy mba hiala ny faritanin'iary zareo.