diff --git a/15/29.txt b/15/29.txt index d841f382..558a881e 100644 --- a/15/29.txt +++ b/15/29.txt @@ -1 +1 @@ -Nenga teo Jesôsy ka nandeha akekin'ny ranomasinan'ny Galilia. Avy teo de niakatra tegny an-tendrombohitra raika Izy ka nipetraka teo. Fokonolona maro no nagnatogna an'Azy. Nindosin'iary zareo niaraka tamin'iary zareo ny takaitra, ny jamba, ny môgna, ny kilemai \ No newline at end of file +Nenga teo Jesôsy ka nandeha akekin'ny ranomasinan'ny Galilia. Avy teo de niakatra tegny an-tendrombohitra raika Izy ka nipetraka teo. Fokonolona maro no nagnatogna an'Azy. Nindosin'iary zareo niaraka tamin'iary zareo ny takaitra, ny jamba, ny môgna, ny kilemaigna, de ny marary hafa koa. \ No newline at end of file