auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-07 14:56:43 +03:00 committed by root
parent 69e4fe84b3
commit 20797c5752
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 34 Ndreka avy nitsaka iary zareo, de tonga tegny an-tànana tao Genesareta.\v 35 Ndreka nafantatra an'i Jesôsy ny lilahy tamin'ny toerana io, de nagnandefa hafatra tamin'ny faritra magnodidina marobe, de nandosin'arizareo tamin'Azy zegny olona narary marobe. \v 36 Niangavy tamin'Azy arizareo mba hoafaka mikitika na de ny moron'akanjony my aza, ka maro ny nikitika an'izany de sitrana.
\v 34 Ndreka avy nitsaka iary zareo, de tonga tegny an-tànana tao Genesareta.\v 35 Ndreka nafantatra an'i Jesôsy ny lilahy tamin'ny toerana io, de nagnandefa hafatra tamin'ny faritra magnodidina marobe, de nandosin'iary zareo tamin'Azy zegny olona narary marobe. \v 36 Niangavy tamin'Azy iary zareo mba ho afaka mikitika na de ny moron'akanjony my aza, ka maro ny nikitika an'izany de sitrana.