auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2020-02-22 14:32:05 -05:00 committed by root
parent 5a8904787c
commit 18f7f5445b
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 22 De namaly Jesôsy ka nizaka hoe : "Tsy fantatrareo ny raha angatahinareo. Afaka hinagna amin'ny kapoaka zay ho aniko ma anareo ?" Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô zahay .» \v 23 De nizaka Izy taminiary zareo hoe : "Ihinagna ny kapoakako tokôtra ma anareo? Fa ny hitometra aminny tagnako ankavanana sy aminny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa anny zegny efa nomagninny Abako. » \v 24 Ndreka naregny anigny ny mpianatra folo lahy, de vignitra be taminizy mirahalahy.
\v 22 De namaly Jesôsy ka nizaka hoe : "Tsy fantatrareo ny raha angatahinareo. Afaka hinagna amin'ny kapoaka zay ho aniko ma anareo ?" Namaly iary zareo hoe : « Afaka arô zahay .» \v 23 De nizaka Izy taminiary zareo hoe : "Ihinagna ny kapoakako tokôtra ma anareo? Fa ny hitometra aminny tagnako ankavanana sy aminny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa anny zegny efa nomagnin'Iabako." \v 24 Ndreka naregny anigny ny mpianatra folo lahy hafa, de vignitra be taminizy mirahalahy.