auto save
This commit is contained in:
parent
b47291e06b
commit
0f428cf6d4
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 25 Fa Jesôsy nagnantsoa an’iary zareo hagnantogna an’Azy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapakan’ny Jentilisa de hagnafahy an’iary zareo, de ny lilahy manan-danja amin’iary zareo de hagnampatra ny fahefany amin’iary zareo.\v 26 Fa tsy tokony karan’izany ny aminareoa. Mifanohitra amin’izany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo, \v 27 sady ndre iza ndre iza magniry ny ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpanomponareo, \v 28 karan’ny Zanak’Olona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho an’ny maro. »
|
\v 25 Fa nagnantso an’iary zareo Jesôsy hagnantogna an’Azy de nizaka hoe : « Fantanareo fa ny mpanapaka ny Jentilisa de hagnafahy an’iary zareo, de ny lilahy manan-danja amin’iary zareo de hagnampatra ny fahefany amin’iary zareo.\v 26 Fa tsy tokony karan’izany ny aminareoa. Mifanohitra amin’izany, ndre iza ndre iza magniry hanjary ho lehibe aminareo de tsy mentsy ho mpiasanareo, \v 27 sady ndre iza ndre iza magniry ny ho voalohany aminareo de tsy mentsy ho mpanomponareo, \v 28 karan’ny Zanak’Olona tsy tonga ho tompoina, fa hanompo, sady hagnome ny tegnany mba ho vidim-pagnavotana ho an’ny maro. »
|
Loading…
Reference in New Issue