auto save

This commit is contained in:
PLT-MAD006 2019-11-06 14:47:13 +03:00 committed by root
parent 7d1c2e52ef
commit 0f3851374f
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 23 Nandeha magneragna an'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnafaka karazan'aretina marobe mbamin'ny marary marobe tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagnerana an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy ndregny marary marobe, sy ny mararin'ny karazan'aretina sady fampijaleny, iregny demôniaka, de zegny marary ny opoka sady ny paralysisa. Nositran'i Jesôsy izy regny.\v 25 Fokon'olona marobe avy tagny Galelia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnila-ranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.
\v 23 Nandeha magneragna an'i Galilia Jesôsy, nampianatra tam-piangonan'iary zareo, nitory ny filazatsaran'ny fanjakana,sady nagnafaka karazan'aretina marobe mbamin'ny marary marobe tamin'ny olona.\v 24Niparitaka nagnerana an'i Syria ny vaovao mikasika an'Azy, de nandaon'olona tamin'Azy ndregny marary marobe, sy ny mararin'ny karazan'aretina sady fampijaleny, iregny demôniaka, de zegny marary ny opoka sady ny marary rai. Nositran'i Jesôsy izy regny.\v 25 Fokon'olona marobe avy tagny Galelia, Dekapolisy, Jerosalema, Jodia sady ny avy tagny agnila-ranon'i Jordana no nagnaraka an'Azy.