diff --git a/10/14.txt b/10/14.txt index 0e268327..51eb52da 100644 --- a/10/14.txt +++ b/10/14.txt @@ -1 +1 @@ -\v 14 Fa zegny tsy mandray anareo na tsy miteno ny raha zakainareo, de ahintsagno aby ny vovoka amin’ny tongotranareo, ndreka menga amin’ny tragno na tanan-dehibe izany anareo. \v 15 Zakaiko marina aminareo, fa azoazo ny an’ny tanin’i Sodoma sy Gomora amin’ny andro fitsarana raha mitaha amin’ny tanan-dehibe izany. \ No newline at end of file +\v 14 Fa zegny tsy mandray anareo na tsy miteno ny raha zakainareo, de ahintsagno aby ny vovoka amin’ny tongotranareo, ndreka menga amin’ny tragno io na amin'ny tanan-dehibe io anareo. \v 15 Zakaiko marina aminareo, fa azoazo ny an’ny tanin’i Sodoma sy Gomora amin’ny andro fitsarana raha mitaha amin’ny tanan-dehibe izany. \ No newline at end of file