auto save

This commit is contained in:
PLT-MADA007 2019-11-27 07:54:03 -05:00 committed by root
parent fc73a7d4d9
commit 0925631ef6
1 changed files with 1 additions and 1 deletions

View File

@ -1 +1 @@
\v 29 Na nivoaka avy agny Jeriko iary zareo, de fokonolona maro nagnaraka anAzy. \v 30 Nisy lilahy jamba roy nitometra tamoron-dalana. Ndreka regny nandeha Jesôsy , de nihoaika mafy iary zareo hoe ; « Tompo, zanaki Davida, mamindra fo aminay ». \v 31 Nitrerognin ny fakonolona io iary zareo, nizaka aniary zareo mba hangina, kanefa vômeka nagnantso mafy hoe : « Tompo, zanaki Davida, mamindrà fo aminay.»
\v 29 Ndreka nivoaka avy tagny Jeriko iary zareo, de fokonolona maro nagnaraka anAzy. \v 30 Nisy lilahy jamba roy nitometra tamoron-dalana. Ndreka regny nandeha Jesôsy , de nihoaika mafy iary zareo hoe ; « Tompo, zanaki Davida, mamindra fo aminay ». \v 31 Nitrerognin ny fakonolona io iary zareo, nizaka aniary zareo mba hangina, kanefa vômeka nagnantso mafy hoe : « Tompo, zanaki Davida, mamindrà fo aminay.»