auto save
This commit is contained in:
parent
5b83537fea
commit
0418d1128e
|
@ -1 +1 @@
|
||||||
\v 22 F Jesôsy namaly de nizaka hoe : « Tsy fantanareo ny raha angatahinareo. Afaka hisotro ny kapoaka zeny ho sotroiko ma anareo ? » Namaly iary zareo hoe : « Afaka izahay .» \v 23 De nizaka Izy tamin’iary zareo hoe : « Hisotro ny kapoakako tegnany anareo. Fa ny hipetraka amin’ny tagnako ankavanana sy amin’ny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa an’ny zegny efa nomagnin’ny Abako. » \v 24 Ndreka naregny an’izany ny mpianatra folo lahy hafa, de vignitra mafy tamin’ny mpirahalahy roy.
|
\v 22 De namaly Jesôsy sady nizaka hoe : « Tsy fantanareo ny raha angatahinareo. Afaka hisotro ny kapoaka zeny ho sotroiko ma anareo ? » Namaly iary zareo hoe : « Afaka izahay .» \v 23 De nizaka Izy tamin’iary zareo hoe : « Hisotro ny kapoakako tegnany anareo. Fa ny hipetraka amin’ny tagnako ankavanana sy amin’ny tagnako ankavia de tsy anjarako ndreka igny, fa an’ny zegny efa nomagnin’ny Abako. » \v 24 Ndreka naregny an’izany ny mpianatra folo lahy hafa, de vignitra mafy tamin’ny mpirahalahy roy.
|
Loading…
Reference in New Issue