2019-11-27 14:14:36 +00:00
|
|
|
|
\v 20 Avy eo de nagnatogna an’i Jasôsy endrinjanaka lahin'i Zebedio niaraka tamin’ny zanagny lilahy. Nandohalika tagnatrehany izy sady nangataka raha avy amin’Azy.\v 21 De nizaka Jesôsy tamin’azy hoe : « Mandidia mba hipetrahan’ny zanako roy lahy tôgny, raika amin’ny tagnana ankavanana de raika amin’ny tagnanao ankavia, amin’ny fanjakanao. »
|