-x-antambahoaka_mat_text_reg/20/17.txt

1 line
524 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-27 12:54:03 +00:00
\v 17 Ndreka handeha ho agny Jerosalema Jesôsy, de nangala ny roy ambinny folo tagnilany Izy, de tan-dalagna tegny Izy nizaka taminiary zareo hoe : \v 18 « Igny an, hiakatra ho agny Jerosalema antsena, sady ny ZanakOlona de omena ny lohanny mpisorona mbanny mpanora-dalàna. Iary zareo de hagnameloka anAzy ho faty \v 19 sady hanolotra anAzy aminny Jentilisa mba himehezana, hivangoina, sady hamantsiana anAzy aminny hajofijalena. Fa ndreka avy ny andro fahatelo de hitsangana ndreka Izy. »