-x-antambahoaka_mat_text_reg/20/08.txt

1 line
492 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-23 19:08:07 +00:00
\v 8 Ndreka alina ny andro, de nizaka taminny tomponandrekitra ny tomponny tanim-boaloboka hoe : Angizo ny mpiasa de aloavy ny karamaniary zareo, manomboka avy aminny farany mandeha aminny voalohany. \v 9 Ndreka tonga ny mpiasa zegny nalaina taminny raika ambiny folo, de nahazo denaria raika tsitokatokana aby iary zareo. \v 10 Ndreka tonga ny mpiasa voalohany, de nagnantegna fa ahazo ambony iary zareo, nefa iary zareo koa de nahazo denaria raika tsitokatokana aby.