-x-antambahoaka_mat_text_reg/10/14.txt

1 line
340 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-11-07 18:48:32 +00:00
\v 14 Fa zegny tsy mandray anareo na tsy miteno ny raha zakainareo, de ahintsagno aby ny vovoka aminny tongotranareo, ndreka menga aminny tragno io na amin'ny tanan-dehibe io anareo. \v 15 Zakaiko aminareo tsara, fa hohafahafa ny anny tanini Sodoma sy Gomora aminny andro fitsarana raha mitaha aminny tanan-dehibe izany.