-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/55.txt

1 line
295 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-13 13:42:38 +00:00
Tamin'izany andro izany Jesôsy nizaka tamin'ny fokonolona hoe: "Avy miaraka amin'ny sabatra mban'ny langilangy hisambotra Anaha kara ny dahalo ma anareo? Isan'andro de nipetraka namapianatra teo amin'ny tempoly Aho, fa tsy nisamborinareo. Fa izany raha marobe izany de niseho mba hagnatanteraha