2019-11-23 19:08:07 +00:00
|
|
|
|
\v 5 Mbola nivoaka ndreka izy tokony tamin’ny enina de tamin’ny sivy, de nagnano karan’izany my. \v 6 Tamin’ny raika ambin’ny folo de nivôka ndreka izy ka nahita mpiasa hafa nijorojoro. De nizaka izy tamin’iary zareo hoe : ‘Nagnino anareo na mijoro eto mandritra ny tontolo andro ? ‘
|