-x-antambahoaka_mat_text_reg/26/06.txt

1 line
398 B
Plaintext
Raw Normal View History

2020-02-29 14:47:03 +00:00
\v 6 Ka Jesôsy ndreka ta-Betania tan-dragnon'i Simôna boka, \v 7 ndreka nipetraka nihinagna tambony latabatra, de nisy viavy raika nanagna tavoara alabastara feno menaka lafo vidy nagnatogna Anazy; de nararagny tamin'ny lohany zany. \v 8 Fa ndreka hitany mpianatrany zany, de vignitra iary zareo ka nizaka hoe: "Ino ndreka dikan'io fandanena io? \v 9 Afaka namidy lafo io de namena ny sahiragna."