-x-antambahoaka_mat_text_reg/25/26.txt

1 line
332 B
Plaintext
Raw Normal View History

2019-12-10 16:20:39 +00:00
\v 26 De namaly anazy ny tompony de nagnano tamin'azy hoe:" Anao a mpanompo ratsy sady malaina, fantanao fa zaho mambely egny amin'izay tsy namboleko sy mangorogna vokatra egny amin'izay tsy namboleko. \v 27 Amin'izany de tokony nomenao ny mpanjana-bola ny volako, ka ndreka nierigna zaho de nandray nenaha miaraka amin'ny tombony.